1 Samoela 17:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ary ho fantatr’izay rehetra tafangona eto* fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hataony resinay ianareo rehetra.”+
47 Ary ho fantatr’izay rehetra tafangona eto* fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hataony resinay ianareo rehetra.”+