Deoteronomia 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tokony hanontanian’ny mpifehy koa ny miaramila hoe: ‘Iza no matahotra na mitebiteby?+ Tokony hody any an-tranony izy, sao izy indray no hahatonga ny rahalahiny hatahotra hoatr’azy.’*+
8 Tokony hanontanian’ny mpifehy koa ny miaramila hoe: ‘Iza no matahotra na mitebiteby?+ Tokony hody any an-tranony izy, sao izy indray no hahatonga ny rahalahiny hatahotra hoatr’azy.’*+