33 Hitanay tao koa ny Nefilima, dia ny taranak’i Anàka+ avy amin’ny* Nefilima. Hoatran’ny valala izahay raha ampitahaina aminy, ary hoatr’izany koa ny fahitany anay.”
28 Koa inona no mbola handehanantsika any amin’izany toerana izany? Efa nampihorohoro ny fontsika* mantsy ny rahalahintsika+ rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika ry zareo. Lehibe koa ny tanànany sady misy manda manakatra ny lanitra.*+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+