FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tatỳ aoriana, dia nankany amin’ireo anadahin-dreniny tany Sekema i Abimeleka+ zanak’i Jerobala. Dia hoy izy tamin’izy ireo sy tamin’izay rehetra anisan’ny fianakavian’ny dadabeny:* 2 “Mba anontanio, azafady, ny mpitarika* rehetra eto Sekema hoe: ‘Iza no tianareo kokoa ho mpitondra anareo: Izy 70 lahy zanak’i Jerobala+ sa lehilahy iray? Tadidio fa iray ra aminareo aho.’”*

  • 2 Samoela 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa iza moa no namono an’i Abimeleka+ zanak’i Jerobeseta?+ Tsy vehivavy ve no nanjera vato fikosoham-bary avy teny an-tampon’ny manda, ka nahafaty azy tao Tebeza? Koa maninona ianareo no mbola nanakaiky loatra ny manda ihany?’ Dia lazao hoe: ‘Maty koa i Oria Hetita mpanomponao.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara