-
Deoteronomia 17:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Rehefa miditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka an’ilay izy ho anao sady mipetraka ao, ka miteny hoe: ‘Andeha aho hanendry mpanjaka hifehy ahy, hoatran’ny ataon’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+
-
-
1 Samoela 8:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+
-