-
2 Samoela 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nandeha nankany Jerosalema ny mpanjaka sy ny olony mba hanafika an’ireo Jebosita+ nipetraka tao amin’ilay tany. Koa nanesoeso an’i Davida izy ireo hoe: “Tsy ho tafiditra eto mihitsy ianao! Na ny jamba sy ny kilemaina aza hahatohitra anao.” Nieritreritra mantsy ry zareo hoe: ‘Tsy ho tafiditra eto mihitsy i Davida.’+
-