-
Eksodosy 23:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa handeha eo alohanao ilay anjeliko ka hitondra anao ho any amin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hivita, ary ny Jebosita, dia haringako ireny.+
-
-
Mpitsara 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary niady tamin’ny mponin’i Jerosalema ny taranak’i Joda,+ ka nandresy an’ilay tanàna. Koa nasian’izy ireo tamin’ny sabatra ny olona nipetraka tao, ary nodorany ny tanàna.
-
-
Mpitsara 1:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+
-