Mpitsara 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia resin’ny Israelita ny Midianina,+ ka tsy nila ady tamin’ny Israelita intsony izy ireo.* Ary nilamina nandritra ny 40 taona ilay tany, tamin’ny andron’i Gideona.+
28 Dia resin’ny Israelita ny Midianina,+ ka tsy nila ady tamin’ny Israelita intsony izy ireo.* Ary nilamina nandritra ny 40 taona ilay tany, tamin’ny andron’i Gideona.+