-
Mpitsara 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nivondrona ny mpitarika rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Beti-milo, ka nataon’izy ireo mpanjaka i Abimeleka.+ Teo akaikin’ny hazobe iray, teo akaikin’ilay tsangambato tao Sekema, izy ireo no nanao an’izany.
-
-
Mpitsara 9:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Dia samy nikapa hazo ny olona rehetra, ka nanaraka an’i Abimeleka. Ary nankinin’izy ireo tamin’ilay efitra fandosirana izany, dia nodorany ilay efitra. Maty daholo koa àry ny olona rehetra tao amin’ilay tilikambo tao Sekema, izany hoe lehilahy sy vehivavy 1000 teo ho eo.
-