-
Mpitsara 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa nisy nitantara an’izany tamin’i Jotama, dia tonga izy dia nankeny an-tampon’ny Tendrombohitra Gerizima.+ Dia nitsangana teo izy, ka niantsoantso mafy hoe: “Henoy aho, ry mpitarika ao Sekema, dia hihaino anareo Andriamanitra.
-