FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanaraka an’i Astarta,+ andriamanibavin’ny Sidonianina, i Solomona sady nanaraka an’i Milkoma,+ andriamanitra maharikoriko notompoin’ny Amonita.

  • 2 Mpanjaka 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nozimbazimbain’ny mpanjaka ireo toerana avo tandrifin’i Jerosalema, mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony. Teo atsimon’ny* Tendrombohitry ny Faharavana* no nisy an’ireo toerana avo ireo, izay naorin’i Solomona mpanjakan’ny Israely ho an’i Astarta, ilay andriamanibavy maharikoriko notompoin’ny Sidonianina, sy ho an’i Kemosy, ilay andriamanitra maharikoriko notompoin’ny Moabita, ary ho an’i Milkoma,+ ilay andriamanitra maharikoriko notompoin’ny Amonita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara