Zefania 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Haringako koa izay mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra.+Haringako izay miankohoka ka mianiana fa tsy hivadika amin’i Jehovah,+Nefa koa mianiana hoe tsy hivadika amin’i Malkama,+
5 Haringako koa izay mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra.+Haringako izay miankohoka ka mianiana fa tsy hivadika amin’i Jehovah,+Nefa koa mianiana hoe tsy hivadika amin’i Malkama,+