-
Deoteronomia 2:32, 33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Rehefa nivoaka hiady tamintsika tao Jahaza i Sihona sy ny vahoakany manontolo,+ 33 dia nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika ry zareo. Dia resintsika izy sy ny zanany ary ny vahoakany manontolo.
-