-
Nomery 21:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy navelan’i Sihona handalo tao amin’ny taniny anefa ny Israely. Nangoniny daholo kosa ny vahoakany, dia nivoaka hiady tamin’ny Israely tany an-tany efitra izy. Ary tonga tao Jahaza izy ka niady tamin’ny Israely.+ 24 Resin’ny Israely anefa izy ka novonoiny tamin’ny sabatra ny mponina tao.+ Dia nalain’ny Israely ny taniny,+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny Amonita. I Jazera+ mantsy no sisin-tanin’ny Amonita.+
-
-
Mpitsara 11:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tsy natoky anefa i Sihona hoe handalo fotsiny eo amin’ny taniny ny Israely. Dia novoriny ny vahoakany rehetra, ka nitoby tany Jahaza izy ireo ary niady tamin’ny Israely.+
-