FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary niteny koa ny iray tamin’izy ireo hoe: “Hiverina atỳ aminao tokoa aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha vadinao.”+ I Saraha kosa tamin’izay nihaino teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izay tao andamosin’ilay lehilahy.

  • 1 Samoela 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa bevohoka i Hana ka tera-dahy rehefa afaka herintaona teo ho eo.* Nataony hoe Samoela* ny anarany,+ satria hoy izy: “Tamin’i Jehovah no nangatahako azy.”

  • Lioka 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nisy anjelin’i Jehovah* niseho tamin’i Zakaria, ary nitsangana teo ankavanan’ny alitara fandoroana emboka manitra ilay anjely.

  • Lioka 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy anefa ilay anjely taminy: “Aza matahotra, ry Zakaria, fa efa nohenoin’Andriamanitra ny fitalahoanao, ka hiteraka zazalahy aminao i Elizabeta vadinao. Ary ataovy hoe Jaona ny anarany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara