FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia nataony hoe Noa*+ ny anarany, satria hoy izy: “Izy no hanamaivana* antsika. Miasa mafy mantsy isika ka reraka be ny tanantsika satria nozonin’i Jehovah ny tany.”+

  • Genesisy 41:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Nataon’i Josefa hoe Manase*+ ny anaran’ilay lahimatoa. Hoy mantsy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.”

  • Eksodosy 2:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanaiky hipetraka tao amin’i Regoela i Mosesy, taorian’izay. Ary nomeny ho vadiny i Zipora+ zanany vavy. 22 Dia niteraka zazalahy i Zipora tatỳ aoriana. Ary nataon’i Mosesy hoe Gersoma*+ ny anaran’ilay zaza satria hoy izy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.”+

  • Matio 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ satria izy no hamonjy ny fireneny ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara