-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
Mpitsara 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Naniraka lehilahy dimy anisan’ny fianakaviany ny Danita. Lehilahy mahery fo avy any Zora sy Estaola+ izy ireo, ary nirahina hitsikilo sy hamantatra an’ilay tany. Hoy ny Danita tamin’izy ireo: “Mandehana, jereo hoe manao ahoana ilay tany.” Dia tonga tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, tany an-tranon’i Mika,+ izy dimy lahy, ary natory indray alina tao.
-