FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Naniraka lehilahy dimy anisan’ny fianakaviany ny Danita. Lehilahy mahery fo avy any Zora sy Estaola+ izy ireo, ary nirahina hitsikilo sy hamantatra an’ilay tany. Hoy ny Danita tamin’izy ireo: “Mandehana, jereo hoe manao ahoana ilay tany.” Dia tonga tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, tany an-tranon’i Mika,+ izy dimy lahy, ary natory indray alina tao.

  • Mpitsara 18:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara