Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela. Salamo 106:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.
45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+