Mpitsara 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nisy mpitsara notendren’i Jehovah ho azy ireo,+ dia nampian’i Jehovah ilay mpitsara. Namonjy azy ireo tamin’ny fahavalony Izy, tamin’ilay mpitsara mbola velona. Nalahelo* mantsy i Jehovah+ rehefa naheno azy ireo nitaraina satria nisy nampijaly.+ Salamo 90:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Miverena, Jehovah ô!+ Haharitra mandra-pahoviana izao?+ Mba iantrao ny mpanomponao!+ Salamo 106:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+ Salamo 135:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hiaro ny vahoakany* i Jehovah,+Ary hangoraka* an’ireo mpanompony.+
18 Rehefa nisy mpitsara notendren’i Jehovah ho azy ireo,+ dia nampian’i Jehovah ilay mpitsara. Namonjy azy ireo tamin’ny fahavalony Izy, tamin’ilay mpitsara mbola velona. Nalahelo* mantsy i Jehovah+ rehefa naheno azy ireo nitaraina satria nisy nampijaly.+
45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+