-
Mpitsara 10:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita,+ ka nanompo an’ireo Bala,+ sy ireo sarin’i Astarta, sy ireo andriamanitr’i Arama,* sy ireo andriamanitr’i Sidona, sy ireo andriamanitr’i Moaba,+ sy ireo andriamanitry ny Amonita,+ ary ireo andriamanitry ny Filistinina.+ Niala tamin’i Jehovah izy ireo ary tsy nanompo azy intsony.
-