FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy ny olona rehetra teo am-bavahadin’ny tanàna sy ny anti-panahy: “Izahay no vavolombelona! Hotahin’i Jehovah anie ilay vehivavy ho vadinao ka ho lasa hoatran’i Rahely sy Lea, izay samy niavian’ny taranak’Israely!+ Enga anie ka handeha tsara ny fiainanao eto Efrata,+ ary halaza* ny anaranao eto Betlehema!+

  • Rota 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy, sady niteny hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Dia nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.

  • Matio 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba;+

      Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota;+

      Obeda niteraka an’i Jese;+

  • Matio 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Jakoba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria, ary Maria niteraka an’i Jesosy,+ izay antsoina hoe Kristy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara