FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Rota 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 dia hoy i Naomy tamin’izy roa vavy: “Aleo ianareo samy mody any amin’ny tranon’ny mamanareo avy. Ary enga anie i Jehovah ho tia anareo foana sy tsy hivadika aminareo,+ hoatran’ny nataonareo tamiko sy tamin’ny vadinareo tamin’izy ireo mbola velona!

  • Salamo 36:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+

      Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara