Rota 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+ Salamo 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+
12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+
4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+