Salamo 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+ Salamo 63:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa ianao no mpanampy ahy,+Ary mihoby eo ambany aloky ny elatrao aho.+
7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+