FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hifaly kosa izay rehetra mialoka aminao;+

      Hihoby foana izy ireo.

      Hosakananao izay manatona hamely azy,

      Ary hifaly aminao izay tia ny anaranao.

  • Salamo 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,

      Fa mialoka aminao.+

      Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+

  • Salamo 61:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hivahiny ao an-tranolainao mandrakizay aho;+

      Hialoka eo ambany elatrao aho.+ (Sela)

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara