-
1 Samoela 17:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah, ilay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry! Hanampy anao anie i Jehovah!”
-