Deoteronomia 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mihorohoro noho ny amin’ireny, fa manampy anao i Jehovah Andriamanitrao,+ ilay Andriamanitra tena miavaka sy mendrika hatahorana.+ 2 Mpanjaka 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny miaraka amintsika dia betsaka noho ny miaraka amin’izy ireo.”+ Hebreo 11:32-34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Aza mihorohoro noho ny amin’ireny, fa manampy anao i Jehovah Andriamanitrao,+ ilay Andriamanitra tena miavaka sy mendrika hatahorana.+
16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny miaraka amintsika dia betsaka noho ny miaraka amin’izy ireo.”+