-
2 Samoela 22:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra;+
-
-
Salamo 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+
-
-
Salamo 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Na misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,
Dia tsy mba hatahotra ny foko.+
Na misy miady amiko aza,
Dia mbola hatoky an’Andriamanitra ihany aho.
-
-
Salamo 118:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nanodidina ahy izy ireny, eny, voahodidina tanteraka aho;
Tamin’ny anaran’i Jehovah anefa
No nanoherako azy ireny.
-