FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ianao anefa no ampinga manodidina ahy, Jehovah ô,+

      Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+

  • Salamo 37:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina;+

      Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+

      40 Hanampy sy hanafaka azy ireo i Jehovah.+

      Hanafaka azy ireo tsy ho azon’ny ratsy fanahy izy ka hamonjy azy,

      Satria mialoka aminy izy ireo.+

  • Salamo 40:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa tsy misy mpiaro aho sady mahantra;

      Enga anie i Jehovah hikarakara ahy!

      Ianao no mpanampy sy mpanafaka ahy;+

      Andriamanitro ô, aza ela loatra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara