FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+

  • Deoteronomia 31:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+

  • Josoa 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Manàna herim-po ary mahereza,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity ho any amin’ilay tany ho lovany, dia ilay nianianako tamin’ny razambeny fa homeko azy.+

  • Josoa 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Mpanjaka 6:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny miaraka amintsika dia betsaka noho ny miaraka amin’izy ireo.”+ 17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+

  • 2 Tantara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy izy: “Henoy tsara aho, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no tenin’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra na mihorohoro noho io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara