Salamo 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raiso ny ampinga kelinao* sy ny ampinga lehibe,+Ka mitsangàna hiaro ahy.+ Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+
4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+