FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ‘Efa hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hitondrana anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarihana anareo ho atỳ amiko.+

  • Deoteronomia 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny voromahery manaitaitra ny zanany ao amin’ny akaniny mba hianatra hanidina,

      Ka manidintsidina eo ambonin’ireny zanany ireny,

      Sy mamelatra ny elany ka mandray an’ireny,

      Ary mitondra an’ireny eo ambony elany,+

  • Rota 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara