-
Deoteronomia 25:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Raha tsy te hanambady an’ilay vady navelan’ny rahalahiny anefa ilay lehilahy, dia tokony hankeny amin’ny anti-panahy eny am-bavahadin’ny tanàna ilay vehivavy, ka hiteny hoe: ‘Tsy manaiky hamelona ny anaran’ny rahalahiny eo amin’ny Israely ny rahalahin’ny vadiko. Tsy mety manambady* ahy mantsy izy.’
-