Rota 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra nankany am-bavahadin’ny tanàna+ i Boaza, ka nipetraka teo. Dia iny fa nandalo ilay mpanavotra nolazainy,+ ka hoy izy taminy: “Avia, ry Ingahy, mba hipetrapetraka eto a!” Dia nanatona ilay rangahy ary nipetraka. Joba 29:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izaho mpankeo am-bavahadin’ny tanàna,+Ka nipetraka teo amin’ny toerako, teo amin’ny tany malalaky ny tanàna,+ 8 Dia nahita ahy ny tovolahy ka nikisaka,*Ary na ny olona efa antitra aza nitsangana ka nijoro+ teo foana.
4 Ary niakatra nankany am-bavahadin’ny tanàna+ i Boaza, ka nipetraka teo. Dia iny fa nandalo ilay mpanavotra nolazainy,+ ka hoy izy taminy: “Avia, ry Ingahy, mba hipetrapetraka eto a!” Dia nanatona ilay rangahy ary nipetraka.
7 Tamin’izaho mpankeo am-bavahadin’ny tanàna,+Ka nipetraka teo amin’ny toerako, teo amin’ny tany malalaky ny tanàna,+ 8 Dia nahita ahy ny tovolahy ka nikisaka,*Ary na ny olona efa antitra aza nitsangana ka nijoro+ teo foana.