FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra nankany am-bavahadin’ny tanàna+ i Boaza, ka nipetraka teo. Dia iny fa nandalo ilay mpanavotra nolazainy,+ ka hoy izy taminy: “Avia, ry Ingahy, mba hipetrapetraka eto a!” Dia nanatona ilay rangahy ary nipetraka.

  • Ohabolana 31:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Be mpahafantatra eo am-bavahadin’ny tanàna ny vadiny,+

      Eo amin’ilay toerana iarahany mipetrapetraka amin’ny anti-panahy* ao amin’ilay tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara