-
1 Samoela 4:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Niady tokoa ny Filistinina, dia resy ny Israely+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy. Ary be dia be no maty tamin’izay. Miaramila 30 000 mpandeha an-tongotra no maty tamin’ny Israely. 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
-