-
1 Samoela 2:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary ho famantarana ho anao izao zavatra hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+
-
-
Salamo 78:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Navelany hoentina ho babo ilay famantarana ny heriny;
Navelany ho lasan’ny fahavalo ny voninahiny.+
-