FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ny lehilahy anisan’ny taranakao izay havelako hanompo eo amin’ny alitarako dia handreraka ny masonao sy hitondra alahelo ho anao. Fa ny ankamaroan’ny olona ao amin’ny ankohonanao kosa hovonoin’ny olona amin’ny sabatra.+ 34 Ary ho famantarana ho anao izao zavatra hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+

  • 1 Samoela 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara