FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nataony hoe Ikaboda*+ ny anaran’ilay zaza, fa hoy izy: “Natao sesitany ny voninahitry ny Israely.”+ Lasa babo mantsy ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra, ary teo koa ny nanjo ny rafozandahiny sy ny vadiny.+

  • 1 Samoela 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa azon’ny Filistinina ny Vata+ masin’ilay tena Andriamanitra, dia nentin’izy ireo avy tao Ebenezera nankany Asdoda.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara