-
1 Samoela 2:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hahita fahavalo ao an-tranoko ianao rehefa manao soa amin’ny Israely aho.+ Ary tsy hisy lehilahy ho tratrantitra intsony mihitsy ao amin’ny ankohonanao.
-
-
1 Samoela 2:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary ho famantarana ho anao izao zavatra hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+
-
-
1 Samoela 4:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Raha vao tonga tao an-toby ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, dia nihorakoraka mafy ny Israelita rehetra, ka nihovotrovotra mihitsy ny tany.
-
-
1 Samoela 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
-