-
1 Samoela 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izany no nahatonga ahy hianiana tamin’ny ankohonan’i Ely hoe tsy ho voarakotra mihitsy ny fahadisoany, na dia misy sorona sy fanatitra atao aza.”+
-
-
1 Samoela 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
-
-
1 Samoela 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Vao niteny momba ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ilay lehilahy, dia nianjera avy teo amin’ny sezany teo akaikin’ny vavahady i Ely ary nidaboka nankany aoriana ka tapaka ny hatony, dia maty izy. Efa antitra mantsy izy sady ngeza. Nitsara ny Israely nandritra ny 40 taona izy.
-