-
1 Samoela 6:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Manaova sarivongana mitovy amin’ny hemoroida mahazo anareo sy ny totozy+ manimba an’ilay tany, ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Israely. Amin’izay angamba izy tsy hanafay intsony anareo* sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo.+ 6 Nahoana ianareo no manamafy ny fonareo hoatran’i Ejipta sy Farao izay nanamafy ny fony?+ Rehefa nofaizin’Andriamanitra ry zareo,+ dia tsy maintsy nalefany ny Israely ka lasa nandeha.+
-