Eksodosy 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Ankehitriny dia ho hitanao izay hataoko amin’i Farao.+ Tanana matanjaka no hanery azy handefa azy ireo, ary tanana matanjaka koa no hanery azy handroaka azy ireo hiala ao amin’ny taniny.”+ Eksodosy 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola hahatonga loza iray amin’i Farao sy Ejipta aho, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Rehefa handefa anareo izy, dia tena horoahiny tanteraka hiala eto ianareo.+ Eksodosy 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nandodona an’ilay vahoaka hiala haingana+ tao amin’ilay tany ny Ejipsianina, satria hoy izy ireo: “Sao ho faty eto daholo izahay.”+
6 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Ankehitriny dia ho hitanao izay hataoko amin’i Farao.+ Tanana matanjaka no hanery azy handefa azy ireo, ary tanana matanjaka koa no hanery azy handroaka azy ireo hiala ao amin’ny taniny.”+
11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola hahatonga loza iray amin’i Farao sy Ejipta aho, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Rehefa handefa anareo izy, dia tena horoahiny tanteraka hiala eto ianareo.+
33 Ary nandodona an’ilay vahoaka hiala haingana+ tao amin’ilay tany ny Ejipsianina, satria hoy izy ireo: “Sao ho faty eto daholo izahay.”+