FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hamely ny biby fiompinao any an-tsaha ny tanan’i Jehovah.+ Ho voan’ny areti-mandringana+ ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva ary ny omby aman’ondry.

  • Eksodosy 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola hahatonga loza iray amin’i Farao sy Ejipta aho, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Rehefa handefa anareo izy, dia tena horoahiny tanteraka hiala eto ianareo.+

  • Eksodosy 12:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary tamin’ny misasakalina, dia naripak’i Jehovah ny lahimatoa rehetra tao Ejipta,+ hatramin’ny lahimatoan’i Farao, dia i Farao izay nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana, ka hatramin’ny lahimatoan’ny babo tao am-ponja,* ary ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny biby.+

  • Eksodosy 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tonga dia nantsoin’i Farao i Mosesy sy Arona+ tamin’iny alina iny, dia noteneniny hoe: “Mandehana miala eto amin’ny vahoakako ianareo sy ny Israelita. Mandehana manompo an’i Jehovah, araka ny efa nolazainareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara