-
1 Samoela 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Rehefa nafindra tany ilay Vata, dia namely an’ilay tanàna ny tanan’i Jehovah ka nihorohoro izy ireo. Nosaziny ny olona tao an-tanàna ka voan’ny hemoroida, na ny kely na ny lehibe.+
-