FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 6:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Alaivo ny Vata masin’i Jehovah ka apetraho eo ambonin’ilay sarety. Ary ataovy ao anaty boaty eo akaikin’ilay Vata ireo sarivongana volamena, izay halefanareo any aminy mba ho fanatitra noho ny heloka.+ Dia alefaso handeha ilay izy. 9 Jereo fa raha miakatra amin’ny lalana mankany Beti-semesy,+ any amin’ny taniny, ilay izy, dia ny Andriamanitry ny Israely no nanao an’izao zava-dratsy lehibe izao tamintsika. Raha tsy izany kosa, dia ho fantatsika hoe tsy ny tanany no namely antsika, fa sendra nanjo antsika fotsiny izany.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara