1 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Matahora fotsiny an’i Jehovah,+ ka manompoa azy foana* amin’ny fonareo manontolo. Eritrereto ange ny zavatra miavaka nataony ho anareo e!+
24 Matahora fotsiny an’i Jehovah,+ ka manompoa azy foana* amin’ny fonareo manontolo. Eritrereto ange ny zavatra miavaka nataony ho anareo e!+