FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Niala tamin’i Jehovah ny Israelita, ary i Bala sy ireo sarin’i Astarta indray no nivavahany.+

  • Mpitsara 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita,+ ka nanompo an’ireo Bala,+ sy ireo sarin’i Astarta, sy ireo andriamanitr’i Arama,* sy ireo andriamanitr’i Sidona, sy ireo andriamanitr’i Moaba,+ sy ireo andriamanitry ny Amonita,+ ary ireo andriamanitry ny Filistinina.+ Niala tamin’i Jehovah izy ireo ary tsy nanompo azy intsony.

  • 1 Mpanjaka 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hanao an’izany aho satria nahafoy ahy+ izy ireo ka niankohoka teo anatrehan’i Astarta andriamanibavin’ny Sidonianina, sy Kemosy andriamanitr’i Moaba, ary Milkoma andriamanitry ny Amonita. Ary tsy nandeha tamin’ny lalana natoroko izy ireo, ka tsy nanao izay tsara teo imasoko sady tsy nankatò ny didiko sy ny didim-pitsarako, tsy mba hoatran’i Davida rainy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara