-
1 Samoela 12:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hoy izy ireo tamin’i Samoela: “Mivavaha amin’i Jehovah Andriamanitrao ho anay mpanomponao,+ fa tsy te ho faty izahay. Fa nampianay zava-dratsy indray ny fahotana rehetra efa vitanay satria nangataka mpanjaka izahay.”
-